Teny iditra | 1 amboabe |
Singan-teny | 2 amboa, be |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karazana hala volovoloina sady vaventy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] A spider that lives in holes in the ground. A species of Mygale. |
Ohatra |
6 Ary fampiadin' ny ankizilahy madinika koa ny lavanify, ny lavatanana, ny amboabe, ny kiborilahy, ny taindambo, ny antsiantsy sy ny famakiloha ary vitsika vaventy. [1.437#] |
Voambolana |
7 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny amboabe io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25 |
![]() |