Teny iditra amboadia (amboa, dia)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy [dia, wild.] A dog run wild. [1.2]
 A wild dog; a wolf [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Chien sauvage; loup [1.8]
Ohatra Ary niara-nisotro teo an-doharano ny amboadia sy ny zanak' ondry, sady niara-niriaria teny amoron-ony ny ombimanga sy ny tokandia. [2.5]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra amboadia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Kilalaon'ny ankizy (misy manao reny miaro ny zanany marobe ka ny iray kosa manao ambodia masiaka) [1.78]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30