|
|
|
|

Teny iditra1  amboafotsikely
Singan-teny  2  amboa, fotsy, kely
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazan-javamaniry izay mihorongorona raha vao voakasika
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] (de amboa = le chien, fotsy = blanc et kely = petit ; "le petit chien blanc" ; évoque un petit animal craintif et frémissant). Nom de la "sensitive", Mimosa pudica L. (Mimosaceae), qui replie ses folioles dès qu'on la touche. [Sihanaka]
Voambolana  6  Haizavamaniry: ahitra
Mpanahaka  7  mihoronkorona, modimodia, kelimanjakalanitra, amboafotsitenda
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/11/01