|
|
|
|

Teny iditra1  amboahaolo
Singan-teny  2  amboa, haolo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] amboa dia
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] A dog run wild.
6  [1.7] a wild dog; a fox
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.54] espèce de renard
8  [1.8] chien sauvage; renard
Ohatra  9  Hatolotra ho an' ny sabatra, ho rembin' ny amboahaolo. [2.996#]
Voambolana  10  Haibiby: mampinono
Tsipelina hafa  11  amboahaolo
Lahatsoratra  12  Randzavola: amboahaolo ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12