Teny iditra | 1 amboakelintenda |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazana kambo lavalava toa mihantona amin' ny faran' ny lanilany ampovoany ka manampina ny lavaka mankany amin' ny orona rehefa mitelin-javatra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [tenda, the throat.] The tonsil. |
Voambolana |
5 Haiaina 6 Fahasalamana |
Singan-teny | 7 amboa, kely, tenda |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |