Teny iditra (1/3) | 1 amby |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 amin'ny, sy [Betsimisaraka]
[1.78] 4 Ny mihoatra: Misy ambiny ireto voankazo ireto ka hatao ahoana? Omeo an' izay zandriny indrindra ny ambiny 5 Ampiasaina eo amin' ny filazana isa mihoatra ny isan-tokony folo hatrany, ka eo anelanelan' ny folo sy roapolo, dia ambin' ny no ampiasaina, ary ankoatra an' io kosa, amby fotsiny: Dimy ambin' ny folo ~ Telo amby valopolo ~ Dimy amby zato. [1.1] 6 elanelan'ny iditra sy ny voaka [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 excess, surplus, the thing over. It is much used in counting, as, roa amby ny folo, two in excess of ten, hence twelve. In the provinces we have folo roa amby, and so with all the other numbers. It was also used formerly in repeating numbers in the ceremony of circumcision, as, isa amby roa, one and two; roa amby roa, two and two. [1.2] 8 excess, surplus [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 excédent, surplus [1.8] 10 solde, reste [1.13] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny amby io |
Teny iditra (2/3) | 27 amby |
Sokajin-teny | 28 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
29 tarehimarika ankavanana indrindra amin'ny isa tsimivaky [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
30 chiffres des unités [1.13] |
Voambolana |
31 Matematika: rafitrisa |
Teny iditra (3/3) | 32 amby |
Sokajin-teny | 33 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
34 vehivavy ratsy fitondran-tena [Taimoro]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 35 amby, mbay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/20 |