Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : amby | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Atao vikina alina: aleo manana amby, toy izay tsy ampy. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Raha misy zavatra mampatahotra na mampisalasala, aleo manao miohatra noho izay tokony hatao toy izay manao latsaka. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Manana amby tsy ampy ohatra ny sola vaohina. [Rajemisa 1985 #60, Houlder 1895]
Manana amby tsy ampy, toy ny sola vaohina. [Cousins 1871 #1502] Tsy ampy manana amby toy ny sola somorina. [Veyrières 1913 #2144] Tsy ampy manana amby toy ny sola vaohina. [Veyrières 1913 #2144] Tsy ampy tsy lany, tahaka ny sola somorina. [Rinara 1974 #4478] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Avoir de trop et pourtant n' avoir pas assez, comme un chauve avec des favoris. [Houlder 1895 #2042]
Manquer du suffisant tout en en ayant de reste, comme le chauve qui est barbu. [Veyrières 1913 #2144] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Avoir trop et pas assez ; avoir du superflu et de la parure, et manquer du nécessaire. [Veyrières 1913 #2144] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |