|
|
|
|

Teny iditra1  amelomy
Fototeny  2  velona
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony amelomana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#824]
Ohatra  5  Ataovy an-tranomaizina ity olona ity ka mofom-pahoriana aman-dranom-pahoriana no amelomy azy, mandra-piveriko soa aman-tsara [2.996#11.022.027]

Fivaditsoratra  6  amelomy, mamoely

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/25