|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  amena
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Teny hebrio izay fahita amin' ny fiafaran' ny vavaka fanaon' ny kristianina, ka ny heviny dia hoe: Ho tanteraka anie izany [1.1]
Ohatra  4  Vita ny amena, dia tapitra ny ainy. [2.649]
5  Ary ravehivavy hanao hoe: amena, amena. [2.996]
Voambolana  6  Fivavahana, finoana
Lohateny 

Teny iditra (2/2)8  Amena
Singan-teny  9  amena
Sokajin-teny  10  anarana (lohatenin-tononkalo)
Voambolana  11  Haisoratra: tononkalo
Mpanoratra  12  Raoely James
Tsanganana sy sary iray takila  13  Fitanisana

Fivaditsoratra  14  Amena, amena, mañea, Amena, amena, mañea

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19