|
|
|
|

Teny iditra1  amontana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Hazo lehibe midoroboka, mitovitovy amin' ny aviavy saingy ny raviny no lehibe sy matevina kokoa, ny voany boribory sahala habe amin' ny ankiben-tongotra. Ny amontana sy ny aviavy dia fahita fahizay tamin' ny tanàna nonenan' andriana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] large trees, of which there are amontambavy and amontandahy. The milky juice is boiled and made into bird-lime. Ficus Baroni, Baker, and Ficus trichophlebia, Baker.
5  [1.7] a large tree of the fig family
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] grand arbre, espèce de figuier, sycomore
7  [1.196] (complication orthographique superflue de amonta). Ficus baronii Baker (Moraceae). L'un des arbres sacrés des ancêtres malgaches. Symbole de la terre ancestrale et de la maternité (par son latex). Il était planté dans tous les enclos des palais royaux et seigneuriaux. [Merina]
Ohatra  8  Isa ny amontana, Roa ny aviavy, Telo fangady, Efa-drofia, Dimy emboka. [2.69]
9  Koa nihazakazaka nialoha izy, dia nianika amontana anankiray hitazana azy, fa eo no handalovany. [2.996]
10  ka raha, sanatria, misy danik' andro mandoro azy avy any dia ialahy no amontana hialokalofany eto. [2.643]
Voambolana  11  Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  12  amontambavy, amontandahy
Mpanahaka  13  aviavy
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 
Teny nalaina  17  Soratra misy io teny amontana io

Fivaditsoratra  18  amantano, amontana, amotanan, anatonam, manatona, manatòna, namotana, nanamato, nanatoam

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07