Teny iditra ampaha tsy azo tsorina
Singan-teny ampaha ; tsy azo tsorina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ampaha tsy ahitana isa na dia iray aza izay afaka mizara ny mpanisa no mizara ny mpanondro miaraka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Fraction irréductible [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20