|
|
|
|

Teny iditra1  ampahefa-paribolana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] zara azo raha zaraina efatra mitovy ny fari-bolana iray
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] quadrant, quart de cercle
Voambolana  5  Matematika: rafitsary
Singan-teny  6  ampahefatra, faribolana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07