Teny iditra ampahibemaso (any, faritra, be, maso)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Ankarihary, anoloan' ny olona rehetra ary tsy afinafenina: Tsy niafinafina akory izy nanao izany fa teo ampahibemaso teo. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy publicly, openly
¶ A public place. Lit. an ox-pit where many eyes can see. See fahitra [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2012/10/18