Teny iditra | 1 ampahibemaso |
Singan-teny | 2 fahitra, be, maso |
Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ankarihary, anoloan' ny olona rehetra ary tsy afinafenina: Tsy niafinafina akory izy nanao izany fa teo ampahibemaso teo. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] publicly, openly A public place. Lit. an ox-pit where many eyes can see. See fahitra |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |