|
|
|
|

Teny iditra1  ampandosirana
Fototeny  2  lositra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fitokoavana  4  Ary toy ny raha navelanao handositra ny vorona teo an-tananao no nampandosiranao ny sakaizanao, tsy hahatratra azy intsony hianao. [1.3]
Ohatra  5  Ary toy ny raha navelanao handositra ny vorona teo an-tananao no nampandosiranao ny sakaizanao, tsy hahatratra azy intsony hianao. [2.996]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny ampandosirana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11