Teny iditra | 1 ampandriana |
Fototeny | 2 andry |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#41] |
Ohatra |
5 ampandriana tsara ny mara-ry dia rakofana lamba mafa-na izy. [2.445] 6 Akory ny hagaganay fa nihanafana i Manana, nitombo harerahana, ary nandoa sy nivalana tao ampandriana tao. [2.472] 7 avy eo, manendy ny ranondresy amin' ny vilany madinika maromaro ambaram-pivadiny ho siramamy azo ampandriana amin' ny lasitra. [2.470] 8 Taloha kely, hoy Zaka somary nisondrotra teo ampandriana hiarina, dia noheverin' ise ho ny fahitako an' i Noro teo amin' ilay toerana, tahaka ny tamin' ny anganon' ise no nitiavako azy. [2.5] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 13 ampandriana, andamparany, andrampanay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |