Teny iditra Amparafaravola (farafara, vola)
Singan-teny farafara ; vola
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Ohatra 
1Nisy aza olona nosamborina tany amin' ny faritanin' Amparafaravola, any atsimo andrefan' Alaotra, nandalo tao tamin' ny lalany ho any Ambatondrazaka, tsy navela nanohy ny diany intsony. [2.472]
2Ambatondrazaka sy Amparafaravola — ny Sianaka; [2.48]
Voambolana 
Fangi-bolantany -17.5833333, 48.2166667

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31