Teny iditra | ampelomanandroa > ampamelomandroa (ana, velona, roa) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Halavan-drefy hatreo an-tendron-drantsantanana havia ka hatramin' ny hitsin' ny nono havanana, izany hoe mitovy amin' ny efa-jehy sy sasany, na voantondro efatra amby dimampolo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ am-pelomanan-droa ] Depuis le bout des doigts jusqu'au deuxième sein [2.415] | |
Voambolana | Toerana | |