Teny iditra (1/2) | 1 ampiana |
Fototeny | 2 ampy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Ampitomboina mba ho bebe kokoa: Mbola tokony hampiana telo metatra itỳ lambako itỳ fa kely loatra ~ Ampio sira ny laoka fa matsatso 5 Omena hery fanohanana amin' ny asa atao: Ampio aho fa tsy zakako itỳ entana itỳ [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to be added to, to have an addition made to. Used of that to which an addition is made. [1.2] 7 to have an addition made to it; to be helped [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on augmente, qu'on aide [1.8] 9 plus [1.13] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny ampiana io |
Teny iditra (2/2) | 16 ampi~ana |
Sokajin-teny | 17 tsirinteny saradroa |
Fivaditsoratra | 18 ampiana, ampi~ana, ampiana, ampi~ana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |