Teny iditra ampiantany (ampy, tany)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tefy tany na bainga izay toy izao no fanaovana azy: atao feta ohatra ny fanaovana rindrina ilay izy, dia avala ho maina, ary rehefa maina dia ampiana tany hafa indray, ary dia toy izany hatrany, ka izany no nahatonga ny anarany [1.1]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31