|
|
|
|

Teny iditra1  ampiantany
Fototeny  2  ampy, tany
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tefy tany na bainga izay toy izao no fanaovana azy: atao feta ohatra ny fanaovana rindrina ilay izy, dia avala ho maina, ary rehefa maina dia ampiana tany hafa indray, ary dia toy izany hatrany, ka izany no nahatonga ny anarany
Kamban-teny 
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny ampiantany io

Fivaditsoratra  7  ampiantany, nampitaina, natampinay

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31