|
|
|
|

Teny iditra1  ampidinina
Fototeny  2  idina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] descendre, raccourcir
Ohatra  5  ary vola avy aty antanana no ampidinina hataony fividy hanina; [2.59]
6  Hay, hono, tsy mba mandoa fadin-tseranana izay rehetra ampidinina ao. [2.471]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Mpanahaka  11  ahena, ajetsy, ajotso

Fivaditsoratra  12  ampidinina, nampiadiny

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31