Teny iditra am-pofoana
Singan-teny fofoana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Eo ambony fe sy ranjo miforitra: Eo ampofoana no efa manomboka ny fanabeazana ny ankizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy In the lap [1.2]
 On the bosom [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dans le giron [1.8]
Ohatra 
1Dia nentina, ka nony teny an-dàlana, dia saiky lasa tao ampofoana ny zaza : Fahoriana rè izany! [2.59]
2Ny fanisana ny volana Malagasy dia 29 andro amin' ny volana rehetra ampofoana na baben'ny reni-vintana dia tsinana izy amin'ny faha-30 andro. [1.381]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/12