|
|
|
|

Teny iditra1  anakandriamaso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] faritra boribory sy mainty ao amin'ny atimaso
4  [1.1] Ilay zavatra ao anaty voamaso, izay idiran' ny tsirim-pahazavana fototry ny fahitana.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [maso, the eye.] The pupil of the eye.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#35] la pupille de l'oeil
Ohatra  7  [2.588#] ary hotandremanay toy ny anakandriamaso
8  [2.996#] ary tehiriziny hoatra ny anakandriamaso ny soa ataon' ny olona
9  [2.424#] Jereo ihany koa ny fihetsiky ny maso, ny haben'ny anakandriamaso
Voambolana  10  Haiaina
Singan-teny  11  anakandriana, anaka, andriana, maso
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/21