|
|
|
|

Teny iditra1  anakandriamaso
Singan-teny  2  anakandriana, anaka, andriana, maso
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Betsimisaraka] faritra boribory sy mainty ao amin'ny atimaso
5  [1.1] Ilay zavatra ao anaty voamaso, izay idiran' ny tsirim-pahazavana fototry ny fahitana.
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] [maso, the eye.] The pupil of the eye.
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#35] la pupille de l'oeil
Ohatra  8  ary hotandremanay toy ny anakandriamaso [2.588#]
9  ary tehiriziny hoatra ny anakandriamaso ny soa ataon' ny olona [2.996#]
10  Jereo ihany koa ny fihetsiky ny maso, ny haben'ny anakandriamaso [2.424#]
Voambolana  11  Haiaina
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/21