Teny iditra anankiray (iray)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Iray (fitenin' ny ankizy ary enti-milaza isan-javatra fa tsy entina manisa); ny anankiray sy anankiroa ary anankitelo ihany no tena fandre matetika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [iray, one.] One, a certain one. [1.2]
 One, a certain one; (also anankiròa, two, anankitèlo, three) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Un, un certain; (on dit aussi anankiròa, deux; anankitèlo, trois) [1.8]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20