Teny iditra | 1 anankiray |
Fototeny | 2 iray |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Iray (fitenin' ny ankizy ary enti-milaza isan-javatra fa tsy entina manisa); ny anankiray sy anankiroa ary anankitelo ihany no tena fandre matetika |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [iray, one.] One, a certain one. 6 [1.7] one, a certain one; (also anankiròa, two, anankitèlo, three) |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] un, un certain; (on dit aussi anankiròa, deux; anankitèlo, trois) |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny anankiray io |
Fivaditsoratra | 9 anakirany, anankiray, nakarinay, narikanay, niakarany, niraikana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |