Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : anaovana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Anaovana aro riaka raha maina andro, hialofana raha fahavaratra. [2.558 #204]
Anaovana aro riaka raha main’ andro: ny tahotry ny ho lena fahavaratra. [2.653 #164] Ny anaovako aro riaka raha main' andro, ialofako raha fahavaratra. [2.558 #185] Ny anaovana aro riaka main' andro, matahotra ny ho lena raha fahavaratra. [2.653 #2152, 2.974 #224] Ny anaovana aro riaka raha maina andro, tahotra ny ho lena raha fahavaratra. [1.1] Ny anaovana aro-riaka raha main' andro, matahotra ny ho lena raha fahavaratra. [2.165 #1267] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fahamalinana sy fitsiniovana ny ho avy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C’est pendant le beau temps qu’on se prémunit contre les ondées de l’orage. [2.974 #224]
Si l' on construit des digues pendant la saison sèche, c' est parce qu' on craint l' eau qui viendra en été. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se dit de toute précaution ou mesure qu' on prend en vue de l' avenir. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Anaovany tsindry lany, ohatra | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il entasse contre lui les arguments sans fin, et sans lui donner le temps de la réplique : c' est comme la vieille qui se couche sur la moitié de la natte et se couvre de l' autre moitié. [2.415 #3540] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Aza anaovana didy boraingona Ralaikamboty. [2.558 #367] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Aza anaovana refy tsy miampatra. [2.558 #368] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Aza manao saonjo miohatra akondro; aza manao sakeli-mihoa-joro. [2.653]
Aza manao saonjo miohatra akondro, na sakeli-mihoa-joro. [2.558] Tsy anaovana saonjo miohatra akondro, tsy anaovana sakeli-mihoa-joro. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On ne fait pas avec lui comme le songe comestible qui veut dépasser le bananier ou comme le rejeton qui veut dépasser l' arbre qui le produit. [2.415 #261] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles d' Andrianampoinimerina aux chefs du peuple, sur Radama son fils et successeur ; passées en proverbe, elles signifient que les inférieurs ne doivent pas dépasser ni même atteindre les supérieurs. [2.415 #261] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Aza ny andro iray tsy lasana no anaovana ahy amboalambo. [2.165 #688]
Aza ny andro iray tsy lasana no anaovana ahy ho amboalambo. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne me traitez pas de fainéant parce que je reste un jour sans travailler. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Bingo manao matso ka misalovana ny anjaran' ny sasany. [2.165 #2063, 2.415 #3245, 2.558 #902, 2.653 #771, 1.1]
Bingo manao matso ka misalovana ny an' ny sasany. [1.1] Bingo manao matso, ka misalovana ny hanaovan' ny sasany. [2.415 #3245, 1.3] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ireo manembantsembana ny ataon' ny hafa. [1.1]
Ny olona tsy mahay nefa miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany dia tsy manao afa-tsy ny manimba zavatra fotsiny. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Se mêler de ce qui n' est pas à sa portée, comme un bancal qui se met en ligne pour passer la revue. [1.3 #81]
Se mêler de ce qui n' est pas à sa portée et qui regarde les autres, c' est faire comme un bancal qui fait l' exercice. [2.415 #3245] Un bancal voulant passer une revue ne fait qu' embarrasser les autres. [2.165 #2063] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le bancal à l' exercice gêne les autres. [2.415 #3245] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Haja omena ny tantely no anaovana azy sorona, fa ny mamy toa azy maro ihany. [2.558 #85]
Haja omena ny tantely no anaovana azy sorona, fa ny mamy toa azy mba misy ihany. [2.165 #851] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est par considération envers le miel qu' on l' emploie dans les sacrifices, mais il y a d' autres choses qui sont tout aussi douces. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Hidy sy rakotry ny tany, hitana izao vinorin' i | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L' armée est la serrure et le couvercle pour protéger le royaume : elle garde ce que Radama et les autres souverains ont réuni en un seul royaume avec tant de peines et de privations. [2.415 #425] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles des souverains de l' Imerina. [2.415 #425] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Kamboty saro-belomina : itondrana tantely, tambaviana, Kamboty saro-belomina : itondran-tantely, tambaviana ; Kamboty saro-belomina: Kamboty saro-belomina : | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Orphelin difficile pour la nourriture : on lui porte du miel, il est malade ; on lui donne de la viande, son ventre se gonfle ; on lui donne du sel, il vomit : on ne voit pas comment le traiter. [2.415 #1030]
Un orphelin difficile à élever: on lui donne du sel, il a mal aux yeux; on lui donne du miel, il a mal au ventre. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les orphelins étaient embarrassants, parce qu'il fallait prendre soin d'eux et remplacer les parents ; se disait aussi de ceux qui n' étaient jamais contents ou repoussaient les offres qu' on leur faisait. [2.415 #1030] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Lahiantitra mampirafy : manao izay hihavanana sao anaovan' izy mirahavavy an-kolafiny. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Lava andro anaovana ka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Long procès et petit résultat. [2.415 #3344]
Un long procès avec un maigre résultat; bon procès, mauvaise affaire. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Lokanga hisatra. [2.415 #2716]
Lokanga hisatra: tapaka andro nanaovana. [2.653 #1376, 1.1] Lokanga hisatra, tapaka andro nanaovana azy. [2.558 #129] Tapaka andro nanaovana toa lokanga hisatra. [1.62] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza zavatra tsara fa tsy maharitra. [1.1]
Enti-milaza zavatra tsy mateza, tsy maharitra hafiriana rehefa ampiasaina na dia tsara aza ny bikabikany ivelany. [1.62] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce qui est beau et agréable est souvent fragile, comme l' instrument de musique que les enfants fabriquent avec l' écorce des joncs et dont ils s' amusent en pinçant les cordes. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Malama maina ny tanin' ny mpanjaka, ka sarotra anaovana tongo-dovia. [2.415 #354, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La terre du souverain est glissante sans être mouillée : il est difficile de s' y tenir sur un pied. [2.415 #354]
Le territoire (ou pays) du souverain est glissant même en temps sec, et il est difficile de s' y tenir sur un pied. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C. à. d. on ne peut pas y faire tout ce qu' il vous plaît; il faut y observer les lois et les usages, car on n' y est pas caché. [2.165]
Il faut observer les lois. [2.415 #354] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Mavo lamba mividy hena: anaovan’ ny olona sarotra, fa ataony ho liana. [2.653 #1693]
Mavo lamba mividy hena : anaovan' ny olona sarotra (lafo) fa ataony ho liana. [2.558 #2216] Mavo lamba mividy hena, ka tsy fantatry ny olon- | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Individu mal habillé qui veut acheter de la viande : on ne s' aperçoit pas de son désir,. [2.415 #2528]
Un homme misérablement habillé qui cherche acheter de la viande: les gens ne s' aperçoivent pas de son désir. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il est tellement mal mis qu' on ne pense pas qu' il ait de quoi acheter. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Miaramila voatifitra amy ny sangany : voa amy ny nanaovana azy. [2.653 #1732]
Miaramila voatifitra amin' ny sangany : voa amin' ny nanaovana azy. [2.415 #441, 2.558 #2268] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Soldats visés au toupet : ils sont pris à ce qui a été fait pour cela. [2.415 #441] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait pour se moquer du toupet de cheveux des soldats ; jusqu' à Radama I les soldats portaient les cheveux longs et tressés ; Radama leur ordonna de couper leurs cheveux et de ne porter qu' un petit toupet. [2.415 #441] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Nangataka hianao nomeko, nividy nanaovako mora, ka no nitsirika ny ao am-bilany indray, ka inona kosa no mba ho an' ny zanako? [2.558]
Nangataka nomeko, nividy hianao nanaovako mora, ka nitsirika ny ao am-bilany indray, ka inona kosa no mba ho any ny zanako ? [2.653 #2082] Nangataka, nomeko ; nividy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand vous avez demandé je vous ai donné, quand vous avez acheté je vous ai vendu à bon compte, et voici que vous regardez encore ce qu' il y a dans la marmite ; alors que restera-t-il pour mes enfants ? [2.415 #4542] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Réponse aux gens trop exigeants. [2.415 #4542] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Ny anaovako ny nongonongona ho avo hitsinjovako ny iva. [2.558 #186]
Ny anaovana ny nongonongona ho avo, hitsinjovana ny iva. [2.165 #2291] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Ny anaovana lalan-driaka raha main' andro, ny fahavaratra no tsy toha ; ary ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si pendant la saison sèche on fait des travaux pour l' écoulement des eaux, c'est qu' il faut se garantir de la saison des pluies ; si on se tue de travail chaque jour, c'est qu' il y aura des jours de dépenses ou de disette. [2.415 #3133] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut être prévoyant. [2.415 #3133] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Ny anatra tsy inoana no anaovana izany, voan' ny ratsy natao vao taitra ; andratra ! ka tsy ny soa no taloha ! [2.415 #6520] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C'est parce qu' il n' a pas ajouté foi aux avertissements qu' il a agit ainsi, saisi par le mal avant de s' en effrayer : hélas ! c' est fait, que n' a-t-il fait le bien avant ! [2.415 #6520] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles du roi Andrianampoinimerina refusant de faire grâce à son fils rebelle. Passées en proverbe, elles se disaient des gens qui méprisent les avertissements et donnent tête baissée dans le crime, ne s' effrayant que lorsqu' il faut en porter la peine. [2.415 #6520] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Ny fahoriana mahazaka maniraka. [2.165 #1469, 2.415 #3725, 2.653 #2206, 1.1]
Ny fahoriana mahazaka maniraka ary anaovana ny raharaha tsy antonona. [2.558 #2946] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa rehefa sendra fahoriana ny tena, mitotototo atsý, mitotototo arý, mitady izay hivelomana. [1.1]
Ny tsy fisiana tsy mamela hipetrapetraka fa mandefa ny tena foana hitady izay mahasoa hatraiza hatraiza. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La misère a beaucoup de force pour envoyer au travail. [2.415 #3725]
La misère force à l' action. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Comparez avec: La faim fait sortir le loup du bois. [2.165]
La misère fait travailler. [2.415 #3725] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Ny olona ratsy mankasitraka ny andro anaovana. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les mauvaises gens remercient au moment où ils reçoivent. [2.415]
Mais ils n’ont pas d’autre reconnaissance. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Sitraka andro anaovana ohatra ny tongotr' omby mihosy. [1.1]
Sitraka andro anaovana, toy ny tongotr' omby avy nihosy. [2.558 #3900] Sitrak’ andro anaovana, toa tongotr’ omby nihosy. [2.653 #2904, 2.974] Tongotr' omby nihosy : sitraka andro nanaovana. [2.415 #5412] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny olona ankasitrahana, fa amin' ny fotoana anaovany raharaha ihany, fa tsy tsaroana kosa ankoatra an' io. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On est content des pieds du boeuf le jour où ils piétinent les rizières. [2.415]
Services qu’on ne reconnaît que le jour où ils sont rendus : tels les pieds du bœuf qui a foulé la rizière. [2.974 #309] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On apprécie quelqu' un le jour où il rend des services. [2.415 #5412] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Tsy hita hanaovana, hoatry ny ondry kely Tsy hita hanaovana, ohatra ny Tsy hita izay hanaovana azy, ohatra ny ondry kely | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Une personne dont on ne sait pas quoi faire, c' est comme l' agneau que la mère n'allaite plus que le soir : si on le laisse à l' étable, il est couvert de mouches ; si on le conduit aux champs, il est couvert de graines de bident. [2.415 #3990] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des bons à rien. [2.415 #3990] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||