Teny iditra | 1 anaovana |
Fototeny | 2 tao |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] |
Ohatra |
6 Eto no hanaovako trano (C’est ici que je vais faire, bâtir, construire une maison) [1.3] 7 Inona no anton’ ny nanaovanao ratsy toy izany? (Pourquoi avez-vous agi si mal ?) [1.3] 8 Ery alatrano no nanaovako ny kitay hazo (J’ai mis le bois de chauffage dehors) [1.3] 9 Raha endasina aho dia azo anaovana kafe. [2.117] 10 Misy heviny avokoa ny "zavatra" anaovana santatra. [2.508] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny anaovana io |
Fivaditsoratra | 17 anaovana, anavoana, anoavana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |