|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anarina
Fototeny  2  anatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Omena torohevitra, atoro: Tsy laitra anarina io zaza io fa mafy loha
Fitenenana: Raha anarin-tsy zaka, ny tsetsetrano an' olona, fa ny tsitsitra no an' ny tena: fitenenana misy tsilalaon-teny enti-milaza fa ny ankizy tsy laitra anarina dia mampitsetsetra ny mpitazana fa mety hahafaty ny tena kosa. / Anarin-tsy zaka, ka voa vao manao hoe "Nankaiza ny tanteliko teto"?: ireo tsy laitra anarina dia mbola ho voa ka amin' izay vao hanenina bevava
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be advised, to be admonished
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on conseille qu'on réprimande
Ohatra  7  Raha ny manan-dray no anarina, ny kamboty no mahazo aloha. [2.69#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)14  añarina
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.78] [Taimoro] sanga, tampony, tendrony

Fivaditsoratra  17  anairan, anarany, anarian, anarina, añarina, anirana, aniràna, aranany, aranina, ianaran, iaranan, nanaira, nanaria, naranay, nariana, nianara, niarana, rianana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08