Teny iditra (1/2) | 1 anatrehana |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo anoloana, izany hoe mifanandrify akaiky: Tsy nanan-kavaly izy teo anatrehan' ny mpitsara azy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] before, in the presence of |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#37] en face, en présence, devant 6 [1.5] devant |
Ohatra |
7 [2.245#] itenenako mialoha, ka ivolanako anatrehana; 8 [2.298#] Fa tsy foy tokoa, ilay iroa, izany taiza ho faty eo anatrehana 9 [2.69#] O, ry Mavo nafoy teto anatrehana, Ry Mavon-drainy sy reniny! |
Fototeny | 10 atrika |
Teny iditra (2/2) | 11 anatrehana |
Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny anglisy |
13 [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3#66] |
Fototeny | 15 atrika |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny anatrehana io |
Fivaditsoratra | 21 anatrehana, hanaretana, hanaterana, naharetana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |