Teny iditra anatrehana (atrika)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Tovy hevitra ara-paritany aloha, anatrehana, añatseha, androña, anketrehana, añoloa, heky, izao tsereke, kendry, ndreky, seky, tseky
Fanazavàna teny malagasy Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo anoloana, izany hoe mifanandrify akaiky: Tsy nanan-kavaly izy teo anatrehan' ny mpitsara azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Before, in the presence of [1.2]
Fanazavàna teny frantsay En face, en présence, devant [1.3]
 Devant [1.5]
Ohatra 
1itenenako mialoha, ka ivolanako anatrehana; [2.245]
2Fa tsy foy tokoa, ilay iroa, izany taiza ho faty eo anatrehana [2.298]
3O, ry Mavo nafoy teto anatrehana, Ry Mavon-drainy sy reniny! [2.69]

Teny iditra anatrehana (atrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anatrehana, anatrehako, anatrehanao, anatrehany, anatrehantsika, anatrehanay, anatrehanareo, anatrehan', anatrehan-, anatreham-, anatreha-
Ny lasa : nanatrehana, nanatrehako, nanatrehanao, nanatrehany, nanatrehantsika, nanatrehanay, nanatrehanareo, nanatrehan', nanatrehan-, nanatreham-, nanatreha-
Ny hoavy : hanatrehana, hanatrehako, hanatrehanao, hanatrehany, hanatrehantsika, hanatrehanay, hanatrehanareo, hanatrehan', hanatrehan-, hanatreham-, hanatreha-
Filaza mandidy : anatreho
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/22