|
|
|
|

Teny iditra1  andevovavy
Singan-teny  2 andevo, 3 vavy
Sokajin-teny  4  anarana
Ohatra  5  Molotr' andevovavy tezitra ny vahindrorohany; [2.69#254]
6  Ny vidin' ny tany dia andevovavy somondrara roa, basy fito ambinifolo, omby zato, volafotsy roanjato ariary ary rojo volafotsy nahoa-bovonana. [2.508#471]
Haiendriteny 
7  Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26