Teny iditra | andilam-pangaraka | |
Singan-teny | andilana ; fangaraka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Kely andilana, enti-milaza bikan' olona miezoezo [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny andilam-pangaraka io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/16 |