|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  andohalambo
Fototeny  2  loha, lambo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Rafi-bato na biriky, izay vita mitatao mivohon-tsotro ka atao tataom-baravarana na vavahady
Karazana rafitra, vato na hazo, boribory kaoka ny atiny: Varavarana misy andohalambo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] an arch
6  [1.2] a circular frame, etc.
7  [1.7] a vault
Fanazavàna teny frantsay  8  [2.415#6618, 1.8] cintre
9  [1.8] arceau, voûte, ogive
10  [1.13] arc
Ohatra  11  tsy nasiana tafo ilay fiarakodia tamin' io, fa tany ivelanin-tafo sy rairain-drindrina ary ny vy tohan' ireny manao andohalambo no teo. [2.472#]
12  Mahatalanjona loatra ny nanaovany ny tranony amin' izato efitra sy rihana manana ny antony avy, mbamin' ny andry sy andohalambo vita tsara ao anatiny. [2.445#]
Voambolana  13  Toe-karena: fanorenana
Tovy hevitra  14  lohalambo
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)16  andohalambo
Fototeny  17  loha, lambo
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19  [2.415#6618] La pièce de cinq francs à l'effigie de Victor Emmanuel d' Italie, à cause des armes
Voambolana  20  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10