Teny iditra | 1 andraikitra |
Fototeny | 2 raikitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Zavatra tsy maintsy atao ho fiadidiana olona na zavatra ka ny tena no tompon' antoka aminy: Andraikitry ny ray aman-dreny ny mamelona ny zanany 5 adidy [1.1] 6 izay andrandrain'ny fiaraha-monina misy azy amin'olona iray noho ny sata mifehy sy ny anjara asany [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 something held in one's charge, that for which one is responsible. See raikitra, and adidy. [1.2] 8 responsibility; a charge; [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 responsabilité, charge [1.8, 1.13] 10 rôle [1.13] |
Ohatra |
11 Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny [2.470] 12 Saingy andraikitro izany ka tsy azoko ialana [2.472] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny andraikitra io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |