Fizahan-teny |
|
|
|
|
|
Ohabolana : andraikitra
|
| |
|
Ohabolana | |
Lamba, hono: ka raha vao, dia rehareha; madio, dia voninahitra; tonta, dia adidinao ; rovitra, dia andraikitrao. [Cousins 1871 #1304, Nicol 1935 #265]
|
Dikanteny frantsay | |
Comme le lamba: neuf, c’est une parure; propre, c’est une gloire ; usé, c’est une charge ; déchiré, c’est une honte. [Nicol 1935 #265]
|
| |
|
Ohabolana | |
"Veloma" tsy mba adidy: sakafo lany tsy mba andraikitra. [Houlder 1895 #146]
|
Dikanteny frantsay | |
Le "au revoir" n' est pas un blâme, un repas pris n' est pas une responsabilité (ce sont des choses passées). [Houlder 1895]
|
| |
|
Fizahan-teny |
|
|
|