Teny iditra Andrangoloaka (rango, loaka)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Ohatra 
1Tamy ny Rabodonandrianampoinimerina vao nisy olona nonina dia mianatsimo any Andrangoloaka. [Callet: Tantara, takila 669]
2Setrasetra mba tian-katao ve, hono, sa zafikelin' Andrangoloaka ka tsy afaka amin' ny kao-drazana? [Razafiniaina: Rivotra]
Haianarantany rango, loaka

2016/11/15