|
|
|
|

Teny iditra1  andriambavilanitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny fanajana ilazana ny vehivavy, fampiasa indrindra eo amin' ny kabary
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a title of respect in speaking of the ladies in enumerating classes of people at a public assembly.
Ohatra  5  [2.296#] Mba diniho ny fahamaotonana sy ny fahamendrehan' ny andriambavilanitra
6  [2.528#] Manatrika eto ianareo Manamboninahitra sy ny Andriambaventy ary ny andriambavilanitra, manatrika eto ianareo miaramila sy ny zaza amam-behivavy tsy an-kanavaka.
Voambolana  7  Teny fanajana
Singan-teny  8  andriana, vavy, lanitra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07