Teny iditra andriambavy (andriana, vavy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny fanajana fanao eo alohan' ny anaran' ny andriana vehivavy na iantsoana azy raha miresaka aminy: Ny andriambavy Rabodoseheno. Aoka re, ny andriambavy, fa dia ianao indray ve no hisahirana hankany aminay [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy [vavy, feminine.] The female nobility, a princess. [Richardson 1885]

Teny iditra andriambavy (andriana, vavy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran-karatra filalaovana misy sarina mpanjakavavy [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay dame; jeu de cartes [SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  ampamaky ~ andriandahy
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31