Teny iditra | andriambin' aratra | |
Singan-teny | andriamby ; aratra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Antsody manana aty afaka misintona vy rehefa lalovan-drianaratra [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | électro-aimant [1.13] | |
Voambolana | Taozava-baventy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16 |