|
|
|
|

Teny iditra1  andrianina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Hajaina, omena voninahitra fatratra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be made or treated as a sovereign. Used also as a personal article before names.
5  [1.7] to be honored, to be made much of
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on honore, à qui on rend hommage
Ohatra  7  [2.245#] Noheveriko ity fa ilay biby andrianina, kanjo
Fototeny  8  andriana
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny andrianina io

Fivaditsoratra  14  andrianina, anindriana, nandairany, nandrainay, nandrianay, nanidirana, niandranay, niridanana, ny Andriana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21