|
|
|
|

Teny iditra1  andrianjahonoany
Singan-teny  2  andriana, izaho
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazana masoivoho na olona itokisana tanteraka misolo tena ny mpitondra fanjakana any an-tany hafa ka ametrahany andraikitra lehibe, ary izay vitany dia ohatra ny tenany ihany no nanao azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [izaho, I, no ho any, will be there.] An agent. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16