Teny iditra | 1 Andriarimalala René |
Singan-teny | 2 Andriarimalala, René |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [3.1] Andriarimalala René (Ener-Lalandy) 5 [2.314] Andriarimalala - izay fantatra indrindra koa amin'ny anarana indrana hoe enerlalandy - dia mpanao tononkalo sy mpanoratra tantara indray miseho maro mpankafy. Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa, araka ilay oha-teny latinina hoe: " Castigat ridendo mores" (ahi-tsiny amin'ny hehy ny fomba fiaina). |
Voambolana |
6 Haisoratra: mpanoratra |
Asa navoany |
7 Ary hitako 8 Dona-tsetroka 9 Mpiandry omby |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |