|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Andringitra
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10]
4  [Andringitra avaratra] tendrombohitra tomandavana, ery avaratr' Antananarivo sady tazana avy eto; atsimon atsinanan' i Fihaonana; tsy lavitra an' i Lohavohitra (1716 m). Amin' ny tantara malagasy dia telo ny tendrombohitra malaza eto Imerina sy ny manodidina, dia Andringitra, Ambohimanoa, ary Ankaratra. ...
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.165] montagne au nord-ouest de Tananarive, qu' on dit hantée par les esprits des Vazimba, les premiers habitants du pays
Voambolana  6  Haitoetany: temdrombohitra, saha
Singan-teny  7  ringitra
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny Andringitra io

Teny iditra (2/2)9  Andringitra
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.10]
12  [Andringitra atsimo] tendrombohitra tomandavana ao atsimo atsinanan' i Betsileo atsimo ary hoatra ny mandabe mampisaraka azy amin' ny Tanala izay ao atsinanany. Ny anarany hoe Andringitra dia mampiseho fa be toerana tsy voasarona ala izy. ...
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.11] (du sud), massif au sud de Fianarantsoa, le second de l'Île après le Tsaratanana par l'altitude des sommets et l'étendue des terres au dessus 2.000 mètres. L'accès en est difficile; il est décrit par une courbe régulière depuis Ambondrombe jusqu'aux environs d'Ivohibe, s'élargit dans son milieu et présente, sur les deux côtés, de puissants contreforts.

Le point culminant est le Boby (2 660 m.), le second sommet de l'Île.

Boby2 660
Soaindra2 630
Andohantsifotra2 587
Ivangomena2 566
Ivohibe1 996
Rainipenaka1 517
Vohibory1 472

Voambolana  14  Haitoetany: temdrombohitra, saha
Singan-teny  15  ringitra
Sary 
16  17  18 
19  20  21 
22  23  24 
25 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11