|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Andringitra
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  3  Haitoetany: temdrombohitra, saha
Fanazavàna teny malagasy  4  Tendrombohitra tomandavana, ery avaratr' Antananarivo sady tazana avy eto; atsimon atsinanan' i Fihaonana; tsy lavitra an' i Lohavohitra (1716 m). Amin' ny tantara malagasy dia telo ny tendrombohitra malaza eto Imerina sy ny manodidina, dia Andringitra, Ambohimanoa, ary Ankaratra. ... [1.10]
Fanazavàna teny frantsay  5  Montagne au nord-ouest de Tananarive, qu' on dit hantée par les esprits des Vazimba, les premiers habitants du pays [2.165]
Singan-teny  6  ringitra
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny Andringitra io
Tsanganana sy sary iray takila  8  Fitanisana

Teny iditra (2/2)9  Andringitra
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  11  Haitoetany: temdrombohitra, saha
Fanazavàna teny malagasy  12  Tendrombohitra tomandavana ao atsimo atsinanan' i Betsileo atsimo ary hoatra ny mandabe mampisaraka azy amin' ny Tanala izay ao atsinanany. Ny anarany hoe Andringitra dia mampiseho fa be toerana tsy voasarona ala izy. ... [1.10]
Fanazavàna teny frantsay  13  (du sud), massif au sud de Fianarantsoa, le second de l'Île après le Tsaratanana par l'altitude des sommets et l'étendue des terres au dessus 2.000 mètres. L'accès en est difficile; il est décrit par une courbe régulière depuis Ambondrombe jusqu'aux environs d'Ivohibe, s'élargit dans son milieu et présente, sur les deux côtés, de puissants contreforts.

Le point culminant est le Boby (2 660 m.), le second sommet de l'Île.

Boby2 660
Soaindra2 630
Andohantsifotra2 587
Ivangomena2 566
Ivohibe1 996
Rainipenaka1 517
Vohibory1 472
[1.11]
Singan-teny  14  ringitra
Tsanganana sy sary iray takila  15  Fitanisana
Sary 
16 
17 
18 
19 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/07