|
|
|
|

Teny iditra1  androany
Singan-teny  2  andro, any
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mpamaritra matoanteny enti-milaza ny tapany efa lasa amin' ny andro itenenana: Nianatra aljebra izahay androany. (Diso ny hoe: Hianatra aljebra izahay androany; anio no tokony hampiasaina eo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2][andro any] The past part of the day.
6  [1.7] today (past tense)
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] aujourd'hui (temps passé)
Voambolana  8  Fotoana
Mpanahaka  9  anio
Kamban-teny 
Lohateny  11  Ny Gazety androany ()

Fivaditsoratra  12  anandroy, andorany, andriano, androany, andronay, anodiran, aondrany, dranonay, idaronan, iondrana, irodanan, nadarony, nanodira, naradony, narodany, nidarona, niradoan, nirodana, ranaindo

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/22