Teny iditra andro mena (andro, mena)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   andro na vintana voalazan' ny mpanandro ho mafy, masiaka, na ny fotoana maharevo ny tantsaha amin' ny fambolena (manetsa ny olona: mena ny rano; miasa na mihevo: mena ny tanety) [Rajemisa 1985]

Teny iditra andromena (andro, mena)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   [Provincial] Friday [Richardson 1885]

Teny iditra andromena
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Betsimisaraka] (de andro : bain ; et mena : rouge) Nom d'un arbre dont l'écorce et le bois fournissait une teinture rouge ; cité par Dandouau. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/07