|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  andro mena
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] andro na vintana voalazan' ny mpanandro ho mafy, masiaka, na ny fotoana maharevo ny tantsaha amin' ny fambolena (manetsa ny olona: mena ny rano; miasa na mihevo: mena ny tanety)
Voambolana  4  Fotoana
5  Fivavahana, finoana
Singan-teny  6  andro, mena

Teny iditra (2/3)7  andromena
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] [Provincial] Friday
Voambolana  10  Fotoana

Teny iditra (3/3)11  andromena
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.196] Nom d'un arbre dont l'écorce et le bois fournissait une teinture rouge ; cité par Dandouau. [Betsimisaraka]
Voambolana  14  Haizavamaniry
Singan-teny  15  andro, mena

Fivaditsoratra  16  amendrano, andromena, andro mena, anendroam, manendroa

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/09