Teny iditra | kanefa | |
Sokajin-teny | mpampitohy | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-mampifanohitra hevitra roa: Notoroan-drainy hevitra Ikoto, kanefa nanohitra mafy, ka navelany hanao izay tiany. (Jereo anefa, nefa, izay mitovy hevitra, fa tsy mitovy fampiasa amin' ny kanefa araka izao) [1.1] | |
Tovy hevitra | nefa ~ anefa ~ kandrefa | |
Fivaditsoratra | faanke, fanake, fekana, fenaka, kanefa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |